Inona no dikan'ny hoe tonga Mpiandry Ondry

ebook

By Dag Heward-Mills

cover image of Inona no dikan'ny hoe tonga Mpiandry Ondry

Sign up to save your library

With an OverDrive account, you can save your favorite libraries for at-a-glance information about availability. Find out more about OverDrive accounts.

   Not today
Libby_app_icon.svg

Find this title in Libby, the library reading app by OverDrive.

app-store-button-en.svg play-store-badge-en.svg
LibbyDevices.png

Search for a digital library with this title

Title found at these libraries:

Loading...

Zavatra iray ihany no tonga ao an-tsainao rehefa maheno ny teny hoe "Mpiandry ondry" ianao – ondry! Ny ondry dia zava-manan'aina tsy mahaleo tena mila mpiandry. Ny mpiandry dia mpitari-dàlana mikarakara sy mitia ny ondry. Ao anaty baiboly Andriamanitra dia mahita antsika toy ny ondry eny amin' ny ahitr' Andriamanitra. Niteny an'I Petera ihany koa Jesosy hamahana ny ondriny mba ho porofon' ny fitiavany ny Mpamonjiny. Ny maha mpiandry dia asa tena lehibe.Tena voninahitra lehibe ny voaantson' Andriamanitra hiditra ao amin' ny asany sy ny fikarakarana ny ondriny. Manasa antsika, manentana antsika ary maneho antsika ny fomba mety hidirantsika amin' ny asa lehibe dia ny fiambenana ny olon' Andriamanitra. Aoka ianao tsy ho tara amin' io asa mahafinaritra amin' ny fahatongavana mpiandry io!

Inona no dikan'ny hoe tonga Mpiandry Ondry