Raha misy fahasahiranan-tsaina sy fahabangana ao am-ponao, dia katsaho ny fahazavan'ny fahamarinana (II)

ebook

By Paul C. Jong

cover image of Raha misy fahasahiranan-tsaina sy fahabangana ao am-ponao, dia katsaho ny fahazavan'ny fahamarinana (II)

Sign up to save your library

With an OverDrive account, you can save your favorite libraries for at-a-glance information about availability. Find out more about OverDrive accounts.

   Not today

Find this title in Libby, the library reading app by OverDrive.

Download Libby on the App Store Download Libby on Google Play

Search for a digital library with this title

Title found at these libraries:

Library Name Distance
Loading...

Ity boky ity no manazava ny Fanekem-pinoana Nicée, novokarina tao amin'ny filan-kevitry Nicée tamin'ny andro fahiny, izay niteraka voka-dratsiny teo amin'ny Kristianina ankehitriny.
Amin'izao vanim-potoana izao, mba hahitana ny fahamarinana momba ny fahaterahana indray, dia tsy maintsy mianatra bebe kokoa ianao. Ary mila mahafantatra lalindalina kokoa ny momba ny fanekem-pinoana ninoanao hatramin'izay.
Ankehitriny dia tsy maintsy hitanao ato amin'ity boky ity ny dikan'ny batisan'i Jesosy nataon'i Jaona Mpanao Batisa izay nesorina tao amin'ny Fanekem-pinoana Nicée. Noho izany, tokony ho fotoana iray handraisana ny tena famonjena sy fiadanana ao am-ponao izany.
Ankehitriny dia ho hitanao ny tena lanjan'ny filazantsaran'ny rano sy ny Fanahy ao amin'ny batisa izay noraisin'i Jesosy. Ho fantatrao lalindalina kokoa sy mazava kokoa ny fiantraikan'ny Tenin'ny batisa izay noraisin'i Jesosy tamin'i Jaona Mpanao Batisa amin'ny fanahinao ka hanome voninahitra an'Andriamanitra amin'ny finoana ianao.

Raha misy fahasahiranan-tsaina sy fahabangana ao am-ponao, dia katsaho ny fahazavan'ny fahamarinana (II)