Raha misy fahasahiranan-tsaina sy fahabangana ao am-ponao, dia katsaho ny fahazavan'ny fahamarinana (I)
ebook
By Paul C. Jong
Sign up to save your library
With an OverDrive account, you can save your favorite libraries for at-a-glance information about availability. Find out more about OverDrive accounts.
Find this title in Libby, the library reading app by OverDrive.

Search for a digital library with this title
Title found at these libraries:
Library Name | Distance |
---|---|
Loading... |
Hazavain'ity boky ity fa nisy vokany ratsy teo amin'ny Kristianina ankehitriny ny Fanekem-pinoana Nicée, novokarina tao amin'ny Konsilin'i Nicée tamin'ny andro fahiny.
Amin'izao vanim-potoana izao, mba hahitana ny fahamarinana momba ny fahaterahana indray, dia tsy maintsy mianatra bebe kokoa ianao. Ary mila mahafantatra lalindalina kokoa momba ny fanekem-pinoana ninoanao hatramin'izay ianao.
Ankehitriny dia tsy maintsy hitanao ato amin'ity boky ity ny dikan'ny batisan'i Jesosy nataon'i Jaona Mpanao Batisa izay nesorina tao amin'ny Fanekem-pinoana Nicée. Noho izany, tokony ho fotoana iray handraisana ny tena famonjena sy fiadanana ao am-ponao izany.
Ankehitriny dia ho hitanao ny tena lanjan'ny filazantsaran'ny rano sy ny Fanahy ao amin'ny batisa izay noraisin'i Jesosy. Ho fantatrao lalindalina kokoa sy mazava kokoa ny fiantraikan'ny Tenin'ny batisa noraisin'i Jesosy tamin'i Jaona Mpanao Batisa ny fanahinao ka hanome voninahitra an'Andriamanitra amin'ny finoana ianao.