Ny Tabernakely

ebook Sarintsarin'i Jesosy Kristy amin'ny antsipiriany (II)

By Paul C. Jong

cover image of Ny Tabernakely

Sign up to save your library

With an OverDrive account, you can save your favorite libraries for at-a-glance information about availability. Find out more about OverDrive accounts.

   Not today

Find this title in Libby, the library reading app by OverDrive.

Download Libby on the App Store Download Libby on Google Play

Search for a digital library with this title

Title found at these libraries:

Library Name Distance
Loading...

Ahoana no ahafahantsika mahita ny fahamarinana miafina ao amin'ny Tabernakely? Amin'ny fahafantarana ny filazantsaran'ny rano sy ny Fanahy irery ihany, ilay singa fototry ny Tabernakely, no ahafahantsika mahatakatra tsara ary mahalala ny valin'ity fanontaniana ity.

Ny marina, dia ny manga, ny volom-parasy, sy ny mena, ary ny rongony fotsy madinika eo am-bavahadin'ny kianjan'ny Tabernakely no maneho antsika ny asa fanompoan'I Jesosy Kristy aty amin'ny fotoanan'ny Testameta vaovao izay namonjeny ny olombelona. Arak'izany, ny teny momban'ny Tabernakely ao amin'ny Testameta taloha sy ny Teny ao amin'ny Testameta vaovao dia mifanakaiky sy tena mifandray tokoa, toy ny rongony fotsy madinika. Saingy mahonena, fa voa-afina hatry ny ela tamin'ireo mpikaroka fahamarinana ao amin'ny Kristianisma ity fahamarinana ity.

Tamin'ny nahatongavany teto an-tany, Jesosy Kristy dia nataon'I Jaona batisa ary nandatsaka ny ràny teo amin'ny Hazofijaliana. Raha tsy misy fahatakarana sy finoana ny filazantsaran'ny Rano sy ny Fanahy, dia tsy nisy tamintsika nahita ny fahamarinana aseho ao amin'ny Tabernakely. Tsy maintsy mianatra ity fahamarinan'ny Tabernakely ity isika izao ary mino izany. Mila mahalala sy mino ny fahamarinana amin'ny manga, volom-parasy, sy ny mena ary ny rongony fotsy madinika eo amin'ny vavahadin'ny kianjan'ny Tabernakely isika.

Ny Tabernakely