Ny Herin'ny Ra

ebook

By Dag Heward-Mills

cover image of Ny Herin'ny Ra

Sign up to save your library

With an OverDrive account, you can save your favorite libraries for at-a-glance information about availability. Find out more about OverDrive accounts.

   Not today
Libby_app_icon.svg

Find this title in Libby, the library reading app by OverDrive.

app-store-button-en.svg play-store-badge-en.svg
LibbyDevices.png

Search for a digital library with this title

Title found at these libraries:

Loading...

Miresaka karazan-drà maro ny Baiboly: ran'osy, ran' ondry, ram-boromailala! Mametraka mazava tsara ihany koa ny Baiboly far aha tsisy fandatsahan-drà dia tsy misy fanadinoana ny fahotana. Noho izany, afaka manila ny fahotantsika ve ireo karazan-draha maro samihafa rehetra ireo? Tsisy afa-tsy ny ran' I Jesosy Kristy ihany! Ny ran' I Jesosy irery ihany no manana hery manasa ny fahotantsika sy mitondra famonjena ho antsika.

Hahita fahamarinana masina mikasika ny ran' I Jesosy Kristy ianao ao anatin'ity boky tena manan-danja ity. Ho fantatrao ao hoe ahoana no anomezan' ny ran' I Jesosy fiainana ary ahoana no mahazava-dehibe ny ran' I Jesosy.Ho azonao ny fifandraisana eo amin' ny Fanahy Masina sy ny ran' I Jesosy. Tena misy hery tokoa ny ran' I Jesosy!

Ny Herin'ny Ra